|
|
|
|

Entry1  soso-kevitra
Elementary words  2  sosoka, 3  hevitra
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5  hevitra hafa noho ilay voalohany izay mety hanamafy kokoa na hitsipaka mihitsy aza ny mikasika izay nodinihina; tolokevitra atao mba hanampy ny efa voalaza na hasolo azy mihitsy fa heverina ho metimety kokoa [1.1]
Explanations in French  6  suggestion [1.5]
Examples  7  Misy kosa anefa sosokevitra azo atolotra ary hanampy hampisondrotra ny fari-piainana. [4.27#]
8  Nanome sosokevitra ahy ny evekako hiara-mipetraka fotoana fohy amin' ireo fianakaviana faran' izay sahirana ireo aloha, izay vao misafidy ny hijanona miaraka aminy raha tiako. [1.369#]
Vocabulary  9  Philosophy

Updated on 2025/09/12