Entry |
sinosa
(sosa)
|
Part of speech | passive verb
|
Malagasy definition | Voasosa, nasosa handeha milamina tsara, misonenika:
Nosinosa ny lakana namakivaky ny farihy ka finaritra izahay [Rajemisa 1985]
|
French translation | qu’on a fait avancer, glisser rapidement et sans secousses, sur quoi on a glissé, avancé rapidement et sans secousses [Abinal 1888]
|
Morphology |
sinosa
sinosako
sinosanao
sinosany
sinosantsika
sinosanay
sinosanareo
sinosan'
sinosan-
sinosam-
| |
nosinosa
nosinosako
nosinosanao
nosinosany
nosinosantsika
nosinosanay
nosinosanareo
nosinosan'
nosinosan-
nosinosam-
| |
hosinosa
hosinosako
hosinosanao
hosinosany
hosinosantsika
hosinosanay
hosinosanareo
hosinosan'
hosinosan-
hosinosam-
| |
|
Synonyms | |
|