|
|
|
|

Entry1  sorapotsy
Elementary words  2 soratra, 3 fotsy
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Fomba fanasitranana voalaza ao anatin' ny Sorabe momba ny karazan' aretina samihafa sy ny toe-java-tsarotra eo amin' ny fiainana ilana ny asan' ny hery tsy hita [Taimoro] [1.1]

Anagrams  sorapotsy, 6 Sosipatro

Updated on 2025/09/12