| Entry | 1 fisongadinana |
| Root | 2 songadina |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fiavahana tsara, fivongadinana: Ny ahy, ny mba tiako ho tsapa, dia ny fisongadinan'ny tombombarotra amin'ity varotra ataontsika ity.
5 Fiboridanana: Mahamenatra ny fisongadinan'ilay tovolahy mamo teo ampovoan'ny arabe. [1.1] |
| Anagrams | 6 fisangodinana, fisongadinana |
| Updated on 2025/12/08 |
|