| Entry | 1 sondriana |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Voasintona sy voatana hifantoka amin' ny zavatra iray ny maso sy ny saina ka hadino ny zavatra hafa rehetra noho ny hafinaretana na noho ny fahagagana aminy: Sondriana erỳ izy nihaino ilay feon-kira mahalasa vinany. [1.1] |
| Derivatives |
|
| All compound words | 16 sondrian-tory |
| Proverbs | 17 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 18 isan' andro, 19 sondriana |
| Updated on 2025/10/08 |
|