|
|
|
|

Entry1  fahasondrianana
Root  2 sondriana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Havarianana, harenohana [1.1]
Explanations in French  5 Le ravissement, la distraction [1.3#629]
Examples  6  Ary noho ny fahasondrianana tao tratrela, tamy ny enina no niandohana nipetrahana tao, ka tamy ny sivy famantaranandro vao nody. [2.59#]
Synonyms  7 hasondrianana

Updated on 2025/09/12