| Entry | 1 someby |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 Miseho ho be raharaha, ary manketsy mankeroa; mifamoivoy eo amin' ny toerana iray izay anomanana raharaha na lanonan-dehibe: Someby amin' ny asa ny olona rehetra fa tonga ny lohataona [1.1] |
| Synonyms | 4 somebiseby |
| Analogs | 5 miheninkenina |
| Anagrams | 6 someby, 7 somibe |
| Updated on 2025/09/12 |
|