|
|
|
|

Entry1  somebiseby
Root  2 sebiseby
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4 Miseho ho be raharaha, ary manketsy mankeroa; mifamoivoy eo amin' ny toerana iray izay anomanana raharaha na lanonan-dehibe: Somebiseby amin' ny asa ny olona rehetra fa tonga ny lohataona
5 miheninkenina [1.1]
Explanations in French  6 Joyeux, empressé, affairé, en mouvement, préoccupé:
7 Tonga ny lohataona, somebiseby amin-dahasa ny ambanilanitra
8 (Le peuple est Joyeusement empressé pour le travail, parce que le printemps est arrivé)
[1.3#626]
Examples  9  Somebiseby erý Fatakamana. [2.499]
10  Ny omaly mampisento, ny ampitso mampiteby, Ka hany sisa hery miseho somebiseby! [1.252]
11  Somebiseby sy tsembo-dratsy ery, manasa vilany sy mamelona afo, andrao tratra aoriana ka tsy maharaka ilay Didy. [2.436]
Derivatives 
Active verbs :
Names :
Synonyms  14 someby

Updated on 2025/11/17