Entry solitany (solika, tany)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Ilo avy any anaty tany, izay manan-toetra manokana mety mirehitra ka ampiasaina anaovana jiro, fa indrindra akana lasantsy. (Ny solitany dia manana fofona azy manokana ary maivana kokoa noho ny rano ka mitsinkafona rafla miaraka aminy) [Rajemisa 1985]
English translation   kerosene, paraffin oil [Hallanger 1973]
French translation   pétrole [Hallanger 1974]
Examples   Tsy hita teo an-toerana ny sira, ny siramamy, ny savony, ny solitany, ny sigara, ny kahie, ny lamba. [Andraina: Mitaraina, page 114]
Vocabulary  

Updated on 2013/06/13