|
|
|
|

Entry1  solika
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 menaka [Bezanozano] [1.78]
4 Menaka avy amin' ny tongotr' omby
5 Entina milaza ny fandihin' ny tandrimo na sangodina izay mijoro tsara tsy mihetsika eo ampandihizana
6 Kolikoly enti-mamitaka [1.1]
Explanations in English  7 oil [1.7]
Explanations in French  8 huile [1.8]
Examples  9  Notsofina ilay jiro solika ka haizina iray ihany no itambaran' ny ety ivelany sy ny aty trano. [2.470]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
All compound words  22 solitany
Proverbs  23  Proverbs containing that word

Anagrams  24 sakilo, 25 siloka, 26 solika

Updated on 2025/11/09