| Entry | 1 sola manara-dia |
| Elementary words | 2 sola, 3 manaraka, 4 dia |
| Part of speech | 5 locution |
| Explanations in Malagasy |
6 enti-milaza an' ohatra ireo olo-mahantra zokiolona izay tsy mitarika fa ataon' ny olona mpanaraka manjohizohy avy aoriana fotsiny [1.1] |
| Updated on 2025/10/11 |
|