Entry sodika
Part of speech noun
Malagasy definition Fanesorana ny menaka na ny hero-dronono izay mitsinkafona
¶ Fanalana ny tsiratsiraka na ny hoza-dravin' ny rofia
¶ Fanesorana ny vato kely madinika amin' ny vary alohan' ny hitotoana azy
¶ Fikendren' ny hitsikitsika' na ny papango zavatra tadiaviny hofaohina ka ihodinkodinany
¶ Fijerijerena taratra ataon' ny mpangalatra alohan' ny hamelezany
¶ Fisoneniky ny olona mandihy eny am-pandihizana. [Rajemisa 1985]
Derivations 

2012/09/27