|
|
|
|

Entry1  sodihina
Root  2 sodika
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Alana, saratsarahina:
5 Sodihina ny hoza-dravin' ny rofia
6 Alana, esorina:
7 Sodiho tsara ny vato amin' ny vary
8 Esorina, (menaka, herotra... mitsinkafona):
9 Sodihiny ny hero-dronono vao omeny ny zandriny ny ronono
10 Alaina, faohina, rehefa avy nihaodihaodiana, nihodinkodinana; angalarina rehefa avy nojerijerena taratra:
11 Hitako nosidihin' ny papango ireto akohokely ireto. / Nosidihin' ny olona roa lahy iny ny ondry niraotra terỳ avaratanàna
12 Dihizina atao misonenika tsara [1.1]
Morphology 
13  Present :
14  Past :
15  Future :
16  Imperative :

Anagrams  17 isandohy, sodihina

Updated on 2025/11/17