| Entry | 1 fisodihana |
| Root | 2 sodika |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fanalana ny hoza-dravin'ny rofia; fanesorana vato kely madinika amin'ny vary, alohan'ny hitotoana azy; fikendrikendren'ny papango na ny hitsikitsika zavatra tadiaviny hofaohina ka ihodinkodinany; fisoneniky ny olona mandihy eo am-pandihizana. [1.1] |
| Explanations in French |
5 action de séparer les fibres, défibrage [1.196] |
| Updated on 2025/09/12 |
|