Entry sodifafana
Part of speech noun
Malagasy definition Zavamaniry fanao ody rohana (Brepophyllum calycinum). Anisan' ny zavamaniry mateza tsy mety maty ny sodifafana ka nambolen' ny ntaolo niaraka tamin' ny zozoro sy ny fandrotrarana teo amin' ny zorony avaratra atsinanana raha nanorin-trano izy [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Scientific name Brepophyllum calycinum
Quotes 

2009/02/23