Entry sobika
Part of speech noun
Explanations in Malagasy jereo sobiky [Rajemisa 1985]
Examples 
1Nosokafan'ilay fetsy ny sobika. [FOFAFIPE: Tongavola]
2Nisy Ramatoa iray nibata sobika misarona nidina. [Andraina: I Vola]
3Sobika iray mikombom-bava mifatotra amin' ny bao no maiva-mavesatra eny an-damosiny. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 8]
4Natao tsy hitan' ny olona izany, gony sy sobika aza no nitaomana azy. [Andraina: Mitaraina, page 126]

Updated on 2021/10/13