Entry | 1 siravato |
Elementary words | 2 sira, 3 vato |
Part of speech | 4 noun |
Explanations in Malagasy |
5 Vongan-javatra fotsifotsy mety levona ao anaty rano, izay manana tsiro manokana masimasina ka atao amin' ny hanina andrahoina, indrindra ny laoka, mba hanatsara ny tsirony: Tandremo sao be siravato ny laoka Fanasina Ny haingon-teny mandravaka ny teny amin' ny kabary, na resaka ifanaovana: Be siravato loatra ny lahatenin' ilay Rangahy [1.1] |
Synonyms | 6 sira, siramanta |
Anagrams | 7 sarivato, 8 siravato, 9 voaratsy |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |