|
|
|
|

Entry1  siramanta
Elementary words  2  sira, 3  manta
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5  Vongan-javatra fotsifotsy mety levona ao anaty rano, izay manana tsiro manokana masimasina ka atao amin' ny hanina andrahoina, indrindra ny laoka, mba hanatsara ny tsirony: Tandremo sao be siramanta ny laoka
Fanasina
Ny haingon-teny mandravaka ny teny amin' ny kabary, na resaka ifanaovana: Be siramanta loatra ny lahatenin' ilay Rangahy [1.1]
Synonyms  6  sira, siravato

Anagrams  7 manaratsy, 8 mañatsary, 9 manatsira, 10 manisatra, 11 maratsañy, 12 matsiraña, 13 misantara, 14 misatrana, 15 siramanta

Updated on 2025/09/12