|
|
|
|

Entry1  sioka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Famoahan-drivotra amin' ny molotra na ny nify sy ny lela ka mahatonga feo mifioka; siaka.. [1.1]
Examples  4  Izay sioka izay no fandre-dry Katy mianadahy avy ka mahatsindrin-daona azy ireo hitsena an-drainy eny am-pefiloha. [2.470]
Morphology 
5  Simple :
6  Prefixed :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Synonyms  19 siaka
All compound words  20  2 combinations of this word
Proverbs  21  Proverbs containing that word

Anagrams  22 akiso, 23 isoka, 24 kaosy, 25 kiosa, 26 kisoa, 27 osika, 28 saoky, 29 sioka, 30 soaky, 31 sokay, 32 sokia

Updated on 2025/11/09