| Entry | 1 tsioka |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Fifofon-drivotra na rano malefaka ary mitsoka moramora: Tsio-drivotra; tsio-drano.
[1.1] |
| Explanations in French |
4 souffle
[1.13] |
| Examples |
5 tony tsy misy tsioka, na mandrivotra handrava trano...
[2.583#3]
|
| Derivatives |
|
| Combinations | 15 3 expressions, toponymes, etc... with that word |
| Anagrams | 16 akotsy, 17 kaitso, 18 kitsao, 19 Kosita, 20 satoky, 21 Sokita, sôkita, 22 tosika, 23 tsakoy, 24 Tsikoa, tsioka, 25 tsokia |
| Updated on 2026/03/07 |
|