| Entry | 1 sinta |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3Fahatsiarovana maharary na torovana avy amin' ny hasasarana na fibatana zava-mavesatra.
[1.1] |
| Explanations in English |
4a pain in every part of the body arising from over-fatigue.
[1.2] |
| Explanations in French |
5douleur qu'on ressent par suite d'un effort, d'une fatigue.
[1.3] 6douleur ressentie par suite d'une fatigue. [1.54] |
| Examples |
7 Ny sinta singiobe, izany no ozatra mifangozona amy ny olona.
[2.48]
|
| Derivatives |
|
| Vocabulary | 13 Health |
| Anagrams | 14 antsy, 15 sinta, 16 Sitnà |
| Updated on 2025/09/19 |
|