| Entry | 1 maninta |
| Root | 2 sinta |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Maharary noho ny asa mamizana mafy natao na noho ny fibatana enta-mavesatra: Maninta ny lamosiko noho ilay fitaomana birikin-dry Dadatoa omaly [1.1] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 8 mananty, 9 maninta |
| Updated on 2025/09/12 |
|