|
|
|
|

Entry1  sinibe manga roa
Elementary words  2 siny, 3 be, 4 manga, 5 roa
Part of speech  6  locution
Explanations in Malagasy  7 enti-milaza ny ray sy ny reny, na i dada sy neny, izay samy tiana ary tsy asiana tombo sy hala [1.1]
Vocabulary  8  Relationships: family

Updated on 2025/10/11