|
|
|
|

Entry1  sifotra alan-doha
Elementary words  2 sifotra, 3 alana, 4 loha
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6 enti-milaza olona very hevitra, sanganehana izaitsizy: Sina ohatra ny sifotra nalan-doha. [1.1]
Explanations in French  7 Litéralement: escargot auquel on a coupé la tête; figuré: confus, muet. [1.3]
Examples  8  Nony tapi-niteny ny lehiben' ny kantao teto, sina ohatra ny sifotra nalan-doha ny mpihaino rehetra. [2.472]
9  Sina toy ny sifotra nalan-doha ny biby rehetra, samy tsy nahetsika teo amin' ny toerany. [2.5]

Updated on 2025/09/12