Entry setroky ny kitay nalainy (setroka, kitay, ala)
Part of speech expression
Malagasy definition voan' ny nataony ihany
Mitovy hevitra: mandrora mitsilany ~ mpivaro-drano tratr' orana ~ vivy nanitrika [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31