|
|
|
|

Entry1  sesilany
Elementary words  2 sesy, 3 lany
Part of speech  4  noun or adjective
Explanations in Malagasy  5 Fitohitohizan-javatra tsy an-kiato, tsy an-kijanona
6 Tsy an-kijanona, tsy miato: Loza izay fahoriana sesilany nihatra tamin' io fianakaviana io izay!
7 mitohy tsy misy elanelany [1.1]
Explanations in French  8 succession non interrompue, continuité
9 ininterrompu [1.3]
Analogs  10  ankisesy, 11  mifanindrylany, 12  mitontohitra

Updated on 2025/10/31