| Entry | 1 mitontohitra |
| Root | 2 tontohitra |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mitohy, misesy tsy mitsahatra: Mitontohitra ny asanareo eto izany!
5 Mifandimby tsy an-kijanona: Rehefa tsena ny andro, mitontohitra ny olona miditra ao an-tsena [1.1] |
| Explanations in French |
6 Continuer régulièrement, se succéder, arriver sans cesse:
7 Mitontohitra ny asantsika (Notre travail continue tous les jours) 8 ~ Mitontohitra ny olona mankany an-tsena (Les gens qui vont au marché se succèdent sans cesse) [1.3#729] |
| Examples |
9 Tamin' ny taon-jato faha-13 dia nisy Eoropeana natao hoe Mareo Polo niverina avy any Shina nilaza fa misy volamena sy landy mitontohitra any Atsinanana any.
[2.113#]
|
| Morphology |
|
| Updated on 2025/11/17 |
|