Entry sedra
Part of speech   noun or adjective
Malagasy definition   Andrana, fitsapana zavatra mba hanamarinana ny maha-izy azy marina, ny maha-tsara na maha-sarobidy azy. [Rajemisa 1985]
English definition   a trial
¶ tried or tested [Hallanger 1973]
French definition   éprouvé [Hallanger 1974]
French definition   épreuve [SLP: Voambolana]
Examples   Vazaha roa lahy koa, mahery fo sy sahy sedra, no nalefa nitondra basy tany Ambodivoara. [Andraina: Mitaraina, page 241]
Derivations  
Compound words, titles, names  

Entry Sedra
Part of speech   name (book or play title)
Malagasy definition   jereo Andriamanantena: Sedra
Author  
Tables and plates   All the titles

Updated on 2017/10/19