Entry | 1 sedraina |
Root | 2 sedra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Andramana: Efa nosedrainao ve io fiara kasainao hovidina io? Tsapaina mba hanamarinana ny maha-izy azy marina, ny maha-tsara azy: Sedraina ny volamena sao tsy izy fa sandoka [1.1] |
Explanations in English |
5 to be tried or tested [1.7] |
Explanations in French |
6 qu'on met à l'épreuve [1.8] |
Morphology |
|
Anagrams | 11 isedrana, 12 sedraina |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |