| Entry | 1 savaranonando |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Lahateny am-bava na an-tsoratra entina manolotra sy mamariparitra mialoha ny tena votoatin-dresaka ao amin' ny boky na ny lahatsoratra.
[1.62#918] |
| Explanations in English |
4 preamble
[3.1] |
| Explanations in French |
5 préambule
[1.13] |
| Examples |
6 ary ny savaranonando dia manoritra mazava ny soatoavin' ny vahoaka malagasy, dia ny fihavanana sy ny finoana an' Andriamanitra Andriananahary.
[4.27#]
|
| Updated on 2025/09/12 |
|