|
|
|
|

Entry 1  sasaka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Ny ilany ihany amin' ny zavatra anankiray nozaraina roa mitovy: Vary sasaka ny rano entina mihazakazaka (ny fampiasa matetika anefa dia ny hoe: antsasaka, antsasany). [1.1]
4 zara roa mitovy tsara [1.13]
Explanations in French  5 moitié [1.3, 1.13]
6 demie [1.13]
Examples  7  Maty daholo ny afo tamin'ny tanety, ary mainka avo sasaka ny fahamaizinana [2.324]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Combinations  26  8 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word sasaka
Proverbs  27  Proverbs containing that word

Updated on 2026/03/07