|
|
|
|

Entry1  misasaka
Root  2 sasaka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Mitapaka roa mitovy: Tsy mbola misasaka akory ny volana dia lany sahady ny karamany
5 Mahazo ny antsasany avy: Tandremo fa tsy misasaka isika amin' ireto voankazo ireto satria izaho no nandoa vola be kokoa tamin' ny nividianana azy [1.1]
Explanations in French  6 être divisé en deux, être
7 partagé en deux parties égales;
8 avoir pour soi la moitié d'un objet.
9 Aoka hisasaka isika amin'ity asa tanimbary ity (Partageons-nous en deux groupes pour bêcher cette rizière) ~
10 Tsy mbola misasaka tsara ity varintsika ity (Notre riz n'est pas encore bien partagé en deux parties égales ~
11 Misasaka amin'ity vola ity isika roa lahy (Chacun de nous deux doit avoir la moitié de cet argent, nous devons nous partager cet argent à nous deux)
[1.3]
Examples  12  Indro ny iray toko tombon-dahinao, satria hianao no mpanjakan' ny biby rehetra, ary indry ny iray toko anao misasaka amy ny ahy. [2.293]
Morphology 
13  Present :
14  Past :
15  Future :
16  Imperative :
All compound words  17  2 combinations of that word
Proverbs  18  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/17