| Entry | 1 sarindokotra |
| Elementary words | 2 sary, 3 dokotra |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 Safiotra avy amin' ny fikambanan' ny ganagana sy ny dokotra; ilazana ny zanaky ny dokotra sy ny ganagana; anambarana koa ny zanaky ny olona roa samy hafa firenena (safiotra) Vorona zanaky ny dokotra sy ny ganagana; vaventy ary tsara hena ny sarindokotra [1.1] |
| Explanations in French |
6 canard provenant du canard ordinaire et du canard musqué [1.54] |
| Examples |
7 ary hoy ny sasany : sarindokotra;
[2.59#]
|
| Vocabulary | 8 Zoology: birds 9 Economy: breeding, farming |
| Analogs | 10 kirivorona |
| Updated on 2025/09/12 |
|