Entry | 1 voasaraka |
Root | 2 saraka |
Part of speech | 3 past participle |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] |
Explanations in French |
5 qu’on a séparé [1.3#579] |
Examples |
6 Manomboka hatreo, dia efa voasaraka ho antoko roa miavaka tsara ny Malagasy, dia ireo havanambanana sy tiam-Bazaha, ka nianatra tany amin'ny sekolim-bazaha sy ireo nijanona ho Malagasy satria tsy afa-nanoatra.
[2.503#10]
|
Synonyms | 7 sinaraka |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |