| Entry | 1 sarahina | 
| Root | 2 saraka | 
| Part of speech | 3 passive verb | 
| Explanations in Malagasy | 4   Tsy akambana, hatahina mba tsy hikambana, avahana: Tokony hosarahina amin' ny ahidratsy ny vary Tsy avala hiaraka, tsy ampiarahina: Taloha nosarahina tany am-pianaranany zazalahy sy ny zazavavy Ahataka: Saraho ireo ankizy miady ireo Faritana: Sarahin' ny renirano iray ireo faritany roa ireo Elanelanina: Sarahin' ny tendrombohitra roa ambin' ny folo isika nefa tsy mifanadino [1.1] | 
| Explanations in English | 5   to be separated [1.7] | 
| Explanations in French | 6   qu'on sépare [1.8] | 
| Morphology | 
 | 
| Anagrams | 11 sahirana, 12 sarahina, 13 sarihana | 
| Updated on 2025/09/12 |   |