| Entry (1/2) | 1 saona |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Fanehoana mariky ny alahelo amin' ny famoizana havana nodimandry: Tsy mbola afa-tsaona andrainy izy [1.1] |
| Explanations in English |
4 mourning for the dead [1.7] |
| Explanations in French |
5 deuil; lamentations pour un mort [1.8] |
| Examples |
6 saona avokoa ny Vahoaka;
[2.59#]
|
| Derivatives |
|
| All compound words | 13 4 combinations of this word |
| Entry (2/2) | 14 saoña |
| Part of speech | 15 noun |
| Explanations in Malagasy |
16 saonjo [Sihanaka]
[1.78] |
| Explanations in French |
17 et saony Prononciation de saonjo en plusieurs régions de la côte Est : Colocasia esculenta (L.) Schott (Araceae). [1.196] |
| Vocabulary | 18 Botany |
| Other spellings | 19 saony |
| Scientific name |
|
| Anagrams | 20 ansoa, 21 osana, 22 saona, saoña, 23 soana |
| Updated on 2025/10/18 |
|