| Entry (1/2) | 1 misaona |
| Root | 2 saona |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mampiseho na mitondra mariky ny alahelo noho ny fahafatesan' ny havana: Mbola misaona ny nenitoany izy ka tsy mety mandihy [1.1] |
| Explanations in English |
5 to mourn the dead [1.7] |
| Explanations in French |
6 être en deuil de [1.8] |
| Morphology |
|
| All compound words | 11 volomisaona |
| Proverbs | 12 Proverbs containing that word |
| Entry (2/2) | 13 misaonà |
| Root | 14 saona |
| Part of speech | 15 imperative of active verb misaona [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
16 [1.1] |
| Explanations in French |
17 [1.3] |
| Anagrams | 18 amasony, 19 amisano, 20 masoina, 21 miosaña, 22 misaonà, misaona, 23 omasina, 24 samoina, 25 somaina |
| Updated on 2025/10/18 |
|