| Entry | 1 fisaona |
| Root | 2 saona |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina misaona na mitondra mariky ny alahelo noho ny fahafatesan' ny havana
5 Azo isaonana: Tsy fisaona, hono, ny zaza rano tsy azo [1.1] |
| Examples |
6 nitanondrika tamin' alahelo toy ny fisaona reny aho.
[2.996#]
|
| Anagrams | 7 fisaona, 8 fosaina, 9 ifosana, 10 ofasañy, 11 safoina |
| Updated on 2025/09/12 |
|