|
|
|
|

Entry1  sao-drazana
Elementary words  2 saotra, 3 razana
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 ny omby vonoina ka zaraina amin' ny olona amin' ny famadihana -- atao koa hoe sao-drazana ny vola omen' ny olona ny mpamadika. [1.1]

Updated on 2025/09/12