| Entry | 1 misangy |
| Root | 2 sangy |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Milalao amin' olona, manao kivazivazy, mamosobosotra: Loza ity zaza ity raha hisangy ny namany Mihetraketraka, manorisory: Asaivo mitandrina Isambilo fa misangy foana ny zanako izy any ampianarana ka mita tsy ho tamana mihitsy ny zanako Enti-milaza mpifankatia milalao mifanitikitika, mifanongotsongo, mifampikapokapoka...: Mahita ahy ise raha mbola hitako misangy an' i Soa ato avaratra [1.1] |
| Explanations in English |
5 to fool around; to tease [1.7] |
| Explanations in French |
6 badiner; taquiner [1.8] |
| Morphology |
|
| Synonyms | 11 misangisangy |
| Proverbs | 12 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 13 misangy, 14 misinga |
| Updated on 2025/09/12 |
|