Entry samihafa (samy, hafa)
Part of speech adjective
Malagasy definition Isan-karazany: Voaravaka voninkazo samihafa ny Lapan' ny tanàna fa fety ny andro (tsy tokony hafangaro amin' ny "samy hafa" izay "tsy mitovy" no heviny [Rajemisa 1985]
English definition mutually different. [Richardson 1885]
French definition divers [SLP 1986]
Derivations 
Analogues  samy hafa
Examples 
1Avy eo ny filazana vaovao sy ny adidy samihafa. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 19]
2Sarangan' olona samihafa no hita tamin' ireny nosamborina ireny. [Andraina: Mitaraina, page 207]
Quotes 

2018/07/26