| Entry | 1 fisamborana |
| Root | 2 sambotra |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fanenjehana: Anjaran' ny polisy ny fisamboranany mpangalatra.
5 Fandraisana, fibedana: Raharaha be ny fisamborana ilay omby fa saika tsy azo raha tsy latsaka tao an-kady ilay izy. 6 Fangatahana vola na hanin-kohanina amin' olona, izay mbola haverina na hosoloana rehefa misy: Fisamborana ihany ny ahy fa tsy fangatahana akory ka osa raha homenao na tsia. 7 Olona isamboram-bola matetika: Rakotono mba fisamborako rehefa tsy manana aho. [1.1] |
| Explanations in English |
8 the act of capturing, the act of borrowing.
[1.7] |
| Explanations in French |
9 action de capturer; action d'emprunter.
[1.8] |
| Proverbs | 10 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/11/11 |
|