|
|
|
|

Entry1  fisambotra
Root  2 sambotra
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4 Fomba entina misambotra: Mora sarotra ny fisambotra valala fa hoy ny Ntaolo hoe: "Ny valala aza tsy azo raha tsy andriana ilika"
5 Azo samborina: Misy vorona tsy fisambotra [1.1]
Examples  6  Ka hataontsika ahoana no fisambotra io? [2.293#]

Anagrams  7 fisambotra, 8 rambafotsy

Updated on 2025/09/12