| Entry (1/3) | 1 salotra |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Akanjo toy ny palitao fa fohy tena sy tsy misy tanana ary tsindriana ny palitao.
4 Enti-milaza fomba fitafy lamba izay apetraka fotsiny eo ambony soroka roa. [1.1] |
| Explanations in English |
5 waistcoat.
[1.2] 6 a vest. [1.7] |
| Explanations in French |
7 veste.
[1.8] |
| Examples |
8 Tapatapa-damba hatao salotra.
[2.649#72]
9 Akanjo fitondra andavanandro no teny aminy ary salotra nampinadramin' ny tompom-panasana no teo amboniny. [2.470#90] |
| Derivatives |
|
| Vocabulary | 26 Economy: clothing |
| All compound words | 27 akanjo salotra |
| Entry (2/3) | 28 salotra |
| Part of speech | 29 noun |
| Explanations in Malagasy |
30 Fomba firandran' ny renin-jaza amin' ny andro amorana ny zanany; randram-bolo ataon' ny reny amin' ny fandidiam-poitra ny zanany.
[1.1] |
| Vocabulary | 31 Hairstyles |
| Entry (3/3) | 32 salotra |
| Part of speech | 33 noun |
| Explanations in French |
34 (c'est aussi le nom donné à la coiffure spéciale des femmes dont l'enfant va être circoncis ; la même racine, dans son sens général veut dire : action de suspendre, d'accrocher ; dans un sens plus moderne : mettre les habits d'un autre). Pachypodium rosulatum Baker et Pachypodium rosulatum var. gracilius (H. Perrier) Lüthy (Apocynaceae). Nom relevé par le R.P. Camboué. Curieuse plante, à souche monstrueuse, poussant sur les rochers, dépourvue de feuilles en saison sèche ; mais faisant de belles fleurs d'un jaune éclatant..
[Merina]
[1.196] |
| Vocabulary | 35 Botany |
| Scientific name |
|
| Anagrams | 36 salotra, 37 solatra |
| Updated on 2025/11/11 |
|