Entry asalotra (salotra)
Part of speech   passive verb
Malagasy definition   Atao salotra: Ilay fehitenda volonondry asalotra ny vozonao fa mikohaka ianao izany [Rajemisa 1985]
French translation   ce qu'on suspend, qu'on accroche [Abinal 1888]
Morphology  
asalotra
asalotro
asalotrao
asalony
asalotsika
asalotray
asalotrareo
asalotr'
asalo-
asalotry
nasalotra
nasalotro
nasalotrao
nasalony
nasalotsika
nasalotray
nasalotrareo
nasalotr'
nasalo-
nasalotry
hasalotra
hasalotro
hasalotrao
hasalony
hasalotsika
hasalotray
hasalotrareo
hasalotr'
hasalo-
hasalotry
asalory

Updated on 2013/12/10