| Entry | 1 salaka miamboho vody |
| Part of speech | 2 locution |
| Elementary words | 3 salaka, miamboho, vody |
| Explanations in Malagasy |
4 [1.1] enti-milaza zavatra tonga aoriana loatra fa tsy amin' ny fotoana ilana azy, mitovy amin' ny hoe: ranomaso tsy miaraka amam-paty |
| Updated on 2025/07/29 |
|