Entry sakatavilotra
Part of speech noun
Malagasy definition Zavamaniry sahala amin' ny dingadingana, izay mangidy erỳ ny raviny ary fanao fanafody [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Synonyms sakatavilona
Examples Volomborona sy sakatavilotra sy masinankorona, alaina ny ravina, totoina, aharo ampanasina: [Callet: Tantara, page 117]

2013/06/10