|
|
|
|

Entry1  Sakalava
Part of speech  2  name (ethnonym)
Explanations in Malagasy  3 Anaram-poko lehibe monina amin' ny tany anelanelan' Ampasimena, avaratra, hatrany Toliary, atsimo, ary ny atsinanana, voafaritry ny tandavan-tendrombohitra mamaritra ny tanin' ny Marina. Azo zaraina ho faritra efatra lehibe ny Sakalava, izay ireto avy raha asesy avy avaratra: i boina (renivohitra mahajanga), ambongo (renivohitra besalampy), i menabe (renivohitra morondava), ary i fiherenana (renivohitra toliary). [1.1]
Explanations in French  4 peuple habitant la côte ouest, nord-ouest et nord de Madagascar (villes principales: Morondava, Majunga, Nosy Be).
5 Sakalavan' i Menabe: les habitants de l'ancien royaume du Menabe.
6 Sakalava avaratra: les Sakalava du Nord.
7 Sakalavan' i Boina: les habitants de l'ancien royaume du Boina.
8 Sakalava masikoro: les éleveurs et agriculteurs de l'intérieur.
9 Sakalava vezo: les pêcheurs qui vivent sur le littoral. [1.5]
Vocabulary  10  History: clans, tribes
Analogs  11  masikoro, 12  masikoro, 13  vezo, 14  vezo
All compound words  15  2 combinations of this word
Proverbs  16  Proverbs containing that word
Tables and plates  17  Dialectal words

Updated on 2025/11/09