|
|
|
|

Entry1  Masikoro
Part of speech  2  name (ethnonym)
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Zanapoko sakalava andrefana, aty amin' ny aty tany, mifanindrana amin' ny Vezo izay mitoetra amin' ny morontsiraka, mivelona indrindra amin' ny fiompiana sy ny fambolena
Explanations in French  4  [1.19] habitant de l'intérieur. [Tankarana]
5  [1.5] nom d'une population du sud-ouest de Madagascar (ville principale: Toliary)
Examples  6  [2.606#176] Izay no nahatonga ilay anarana hoe Vezo sy ny masikoro.
7  [2.508#95] Ny masikoro na Antifiherenana no foko lehibe ao Fiherenana.
All compound words 
Vocabulary  10  History: clans, tribes
Analogs  11  sakalava, vezo
Quotes  12  Texts mentioning Masikoro
Tables and plates  13  Dialectal words

Anagrams  14 kiro-maso, 15 Masikoro, 16 misoroka

Updated on 2025/09/12