| Entry | 1 sakaizam-bilany vy |
| Elementary words | 2 sakaiza, 3 vilany, 4 vy |
| Part of speech | 5 locution |
| Explanations in Malagasy |
6 ilazana ireo ankizy tokony handeha hilalao, nefa tsy miala eo amorom-patana, miandry ny fahamasahan' ny sakafo noho ny hatendana [1.1] |
| Explanations in English |
7 a glutton [1.7] |
| Explanations in French |
8 glouton [1.8] |
| Updated on 2025/09/12 |
|